Entry | misakobona (sakobona) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Mirakotra lamba tsy misy miseho ny tenany: Misakobona ao anaty bodofotsy ny ankizy rehefa ririnina Miafina ao anaty lamba: Ikoto io misakobona ao anaty lamba io [1.1] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Entry | misakobòna (sakobona (kobona)) | ||||||||
Part of speech | imperative of active verb misakobona | ||||||||
Explanations in Malagasy | [1.1] | ||||||||
Explanations in French | [1.3] | ||||||||
Updated on 2023/01/20 |