Entry misaosao (saosao)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Tsy malamalama fa misy marokoroko na maraorao: Misaosao ny lamba jiafotsy
Mikasaoka: Misaosao ity pataloako ity rehefa mamindra aho
Mihinana haingana tahaka ny tsy ho voky iny: Aza misaosao homa-menaka fa ho lamoka ihany no farany [1.1]
Morphology 
Present : misaosao
Past : nisaosao
Future : hisaosao
Proverbs 

Updated on 2023/01/20