Entry | miseho (seho) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Manolo-tena ho hita: Tsy sahy miseho intsony izy hatramin' ny nanaovany izany hadalana izany Manomboka ho hita: Raha vao misokatra ny ridao, dia tovovavy no miseho eo ambony lampihazo ~ Efa miseho izao ny haratsiany Mitombana: Misehoa ho lehilahy mafana fo Mitranga, miposaka: Niandry ny masoandro hiseho izy vao nifoha [1.1] | ||||||||
Mitranga araka ny hita maso [1.13] | |||||||||
Explanations in French | Apparaître [1.13] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Compound words |
| ||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word miseho | ||||||||
Anagrams | mihose, miseho |
Updated on 2023/01/20 |