Entry misendaka (sendaka)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Miendaka, miala, midifika: Misendaka ho azy ity hodi-kazo ity
Miolonolona, miendaka: Tsy tsara ny misendaka amin' ny be sy ny maro
Misintona, miala: Raha vao avy niteny ny rainy dia lasa nisendaka izy [1.1]
Morphology 
Present : misendaka
Past : nisendaka
Future : hisendaka
Imperative : misendaha

Updated on 2023/01/05