|
|
|
|

Entry1  misiaka (siaka)
Part of speech  2  active verb
Explanations in Malagasy  3  Mamoaka feo kely mikiririoka avy amin' ny fanosehana ny rivotra amin' ny molotra sy ny nify; misioka: Heno misiaka ny bibilava
4  Manao feon-kira amin' ny siaka: Mahay misiaka hira betsaka io zazalahy kely io
5  Miantso amin' ny siaka: Misiaka alika [1.1]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :
Proverbs  10  Proverbs containing the word misiaka

Anagrams  11  misaika, misiaka

Updated on 2023/01/20