Entry misikidy (sikidy)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manao sikidy: Mianatra misikidy Rakoto
Mamantatra ny ho avy na ny fitsaboana aretina amin' ny alalan' ny sikidy: Matoky ny olona misikidy ve ianao [1.1]
Explanations in English To practice divination by the sikidy rite [1.7]
Explanations in French Deviner par le rite du sikidy, prédire [1.8]
Examples Rahazavatra atao, dia misikidy ny andriana, dia mamono vorona ny mpisikidy, asaina mamono vorona ny mpanozon-doha (mampinona akoholahy); [2.48]
Morphology 
Present : misikidy
Past : nisikidy
Future : hisikidy
Imperative : misikidia, misikidiàna, misikidiàva
Proverbs 

Updated on 2023/01/20