Entry misisy (sisy)
Part of speech active verb or adjective
Explanations in Malagasy Mikiky: Nisy voalavo nisisy an' ity mofo ity
Manitsy hazo fisaka amin' ny famaky, (tany) amin' ny angady: Dia tsy hahay hisisy hazo ve ianao?
Mahitsy, tsy mivaona: Hazo fisaka efa misisy io [1.1]
Examples Ary raha ny andriana no manao trano, dia ny fitonjalolahy no manao sy misisy ny hazo, ary ny borozano maka, ary indraindray ny foloalindahy koa no maka azy sy ny andevo ny olona voa tendry haka. [2.48]
Morphology 
Present : misisy
Past : nisisy
Future : hisisy
Imperative : misisia
Proverbs 

Updated on 2023/01/20