|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 misoko |
| Fototeny | 2 soko |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 mandeha mora mba hisambotra
[Taisaka]
[1.78] 5 Miditra, mitsofoka mangingina: Nisoko tao anatin' ny tamboho tao ny adala dia nangala-boankazo 6 Mangalatra mangingina: Nisoko ny bokiko Ibalita 7 Ampiasaina eo alohan' ny matoanteny hafa iray ka manao mangingina ny asalazain' io matoanteny io no heviny amin' izany: Nisoko namangy ny reniny nanavy izy nandritra ny tsy nahatao an' ilay renikeliny [1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 Aller doucement, se faufiler, agir en cachette; faire, prendre, voler en cachette ; surprendre: Nisoko tao anatin’ ny tamboho izy ka nangalatra voankazo (Il s’est faufilé dans l’emplacement et a volé des fruits) ~ Nisoko namangy havana izy (Il est allé visiter ses parents en cachette) ~ Nisoko ny bokiko ilay kary (Ce coquin a volé mon livre en cachette)
[1.3#620] |
| Ohatra |
9 ary tsy miditra misoko amin'ity tany ity.
[2.588#]
10 misoko toa ranom-panala, an-koditra vao mahangoly. [2.296#] |
| Haiendriteny |
|
| Kamban-teny rehetra | 15 misoko ohatra ny ron-gisa |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|