Entry misoratra (soratra)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mandatsaka anarana, manoratra ny anarana: Efa nisoratra omaly aho
Misy sorany na volon-doko: Tsy tiako ny lamba misoratra [1.1]
Explanations in English To be spotted, to be printed, to be striped, to be of different oolours; to be written [1.2]
Explanations in French S’inscrire, être écrit, rayé, dessiné [1.3]
Examples 
1ny rafitra rehetra misoratra ao dia asiany ny famaky sy ny kanonta; [2.588]
2Haingoan'ny rantsana boribory sy ny akanjony zandiana misoratra manakona ny tapaky ny laferany. [2.895]
3Tsy maintsy ho mpifidy ireo vavolombelona ireo ary misoratra anarana amin' ny lisitry ny mpifidy ao amin' izay biraom-pifidianana nisy ny fitrangan-javatra na misehoan' ny voalaza ho tsy ara-dalàna [2.114]
Morphology 
Present : misoratra
Past : nisoratra
Future : hisoratra
Imperative : misorata
Compound words 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/08/11