Entrée |
mitahiry
(tahiry)
|
Partie du discours | verbe actif
|
Explications en malgache | Manokana amin' ny toerana iray mba tsy ho lany na ho very na ho simba: Mitahiry vola hampianarany ny zanany rahatrizay izy ¶ Mitana: Tsy nitahiry afa-tsy izay boky ilainy izy fa namidiny daholo ny sisa rehetra ¶ Mitana amim-pitandremana, mampaharitra amin' ny toetra tsara: Nitahiry ny hadiovam-pony izy mandra-pahafatiny ¶ Mampaharitra: Mitahiry izao tontolo izao Andriamanitra. [Rajemisa 1985]
|
Explications en anglais | to keep, to take care of, to guard [Hallanger 1973]
|
Explications en français | conserver, garder [Hallanger 1974]
|
Morphologie |
|
Mots composés, titres, noms |
|
Citations |
|