Entrée mitamberina (tamberina (verina))
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache  [Rajemisa 1985] Mandeha dia miverina
¶ Mivezivezy, mivoivoy
¶ Mihodinkodina eo an-toerana ihany
Morphologie 
mitamberina
nitamberina
hitamberina
mitamberèna
Exemples  [Rakotonandrasana: Tantsaha, page 71] Mitamberina ao an-tsaina mandrakariva ny endriny sy ny fahavelomany fahiny.

Mis à jour le 2020/07/31