Entry mitambitamby (tambitamby (tamby))
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manao izay hahafalifaly olona ka manasohaso azy satria misy zavatra tian-ko azo aminy: Tsy mitambitamby aminao aho fa rehefa tsy manaiky ianao dia aoka ho rava ny zava-drehetra [1.1]
Explanations in English To curry favour, to caress, to ingratiate oneself [1.2]
Explanations in French Se faire caresser, chercher à se faire bien voir, à capter les grâces [1.3]
Examples Ho hitanao tokoa izany, ry Lidy, fa izaho tsy mitambitamby anao. [2.470]
Morphology 
Present : mitambitamby
Past : nitambitamby
Future : hitambitamby
Imperative : mitambitambaza

Updated on 2023/01/20