Entry mitandro (tandro)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mitandrina, mitsimbina, miraharaha (fiteny amin' ny voninahitra, henatra, hasasarana, havizanana, hanoanana): Tsy nitandro hasasarana ianareo fa tonga hatraty an-tany lavitra atý ~ Nitandro henatra izy no tsy nanaovany an' izany [1.1]
Explanations in English To be careful with things [1.7]
Explanations in French Faire attention à être attentif à [1.8]
Morphology 
Present : mitandro
Past : nitandro
Future : hitandro
Imperative : mitandrova
Compound words 

Anagrams 

Updated on 2023/05/18