Entry mitanika (tanika)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy  [Bara] Manao toaka [1.78]
  [Bezanozano, Tanala] Mahandro, manao toaka amin'ny fitanehana [1.78]
 Mampangotraka: Mitaneha kely tambavy, rankizyMitaneha kely tambavy, rankizy a!
Mampiempo: Mitanika menaka izy
Manasitily: Mitanika betsabetsa ny Betsimisaraka
Mafana migaingaina toa manempotra: Mitanika izany hainandro izany [1.1]
 Mahandro maharitra [1.13]
Explanations in English To boil, to cook [1.7]
Explanations in French Faire bouillir [1.8, 1.13]
 Faire cuire [1.8]
 Distiller [1.13]
Morphology 
Present : mitanika
Past : nitanika
Future : hitanika
Imperative : mitaneha
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20