Entry |
mitao
(tao)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Miomanomana toy ny ho any an' ady, hanafika [1.1]
|
Explanations in English | To prepare to go to war [1.7]
|
Explanations in French | Faire des préparatifs pour aller en guerre [1.8]
|
Examples | Efa mandroso ity ny ady amin' ny vazimba ry Imerina ka tsy maintsy mitao fatratra isika na dia naharesy azy aza teo, dia ataliorana fandrao hamaly faty izy.
[1.436]
|
Morphology |
Present : |
mitao |
Past : |
nitao |
Future : |
hitao |
Imperative : |
mitaova |
|
|
Entry |
mitao
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | [Taisaka]
mitondra
[1.78]
|
|
Entry |
mitao
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | [Taisaka]
Mangataka [1.78]
|
|