Entry mitapy (tapy)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mankeo amin'ny bainandro mba hahazo hafanana, mitanina andro: Tsy manao afa-tsy ny mitapy andro io rafotsibe io [1.1]
Morphology 
Present : mitapy
Past : nitapy
Future : hitapy
Imperative : mitapia
Compound words 

Entry mitapy
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy  [Bara] Mihahy [1.78]
Morphology 
Present : mitapy
Past : nitapy
Future : hitapy

Anagrams 

Updated on 2023/01/20