Entry mitatao vovonana
Elementary words mitatao ; vovonana
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Enti-milaza ny masoandro efa manandrify tsara ny vovonana ka misasaka tsara ny andro amin' io fotoana io (12 ora antoandro) [1.1]
Explanations in English When the sun is directly overhead at noon [1.7]
Explanations in French Lorsque le soleil est perpendiculaire sur le faîtage de la maison : à midi. [2.415]
 Quand le soleil est droit au-dessus de la tête; midi [1.8]
Examples 
1Dila ny mitataovovonana vao nirava ny fiangonana. [2.470]
2Tahaka ny mitondra fanala mirehitra amin' ny mitataovovonana izany. [1.436]
3Niato indray izahay roalahy hisakafo, fa efa hidify ny mitataovovonana. [2.5]
Vocabulary 

Updated on 2024/03/03