Entry mitehaka (tehaka)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mampikatrokatroka ny felatanana roa ho mariky ny hafaliana: Nitehaka ny olona raha vao niditra izy
Mamely amin' ny felatanana, mikasi-tanana: Rakoto no nitehaka ny zanakao fa tsy izaho [1.1]
Explanations in English To pat; to clap the hands, to applaud [1.7]
Explanations in French Donner une tape à; applaudir en battant des mains [1.8]
Examples Velariny mitsilany ny tanany havanana amin' izay, dia mitehaka ilay itenenany. [2.472]
Morphology 
Present : mitehaka
Past : nitehaka
Future : hitehaka
Imperative : mitehafa
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20