Entry mitevy (tevy)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy  [Bara, Sihanaka, Taisaka, Tambahoaka] Mikapa hazo [1.78]
  [Tanala] Mikapa hazo (ala na longoza): Zañahary tsy hoñome taona folak'antsy mitevy longoza [1.78]
 Mikapa sy mandoro ala mba hambolena; manao tavy: Mitevy ala [1.1]
Morphology 
Present : mitevy
Past : nitevy
Future : hitevy
Imperative : mitevea
Derivatives 
Proverbs 

Updated on 2023/01/20