Entry mitofendro (tofendro)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Miketrona, mifararemotra toy ny hitomany: Nitofendro aoka izany ny endriny ka tsy sahy nijery azy aho [1.1]
Morphology 
Present : mitofendro
Past : nitofendro
Future : hitofendro

Updated on 2023/01/05