Entry |
mitohana
(tohana)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | [Tanosy]
Manohana [1.78]
|
| Misy tohana: Tokony hitohana ity andry ity fa mila hianjera [1.1]
|
Explanations in French | être étayé, appuyé; être empêché, comme par une foule; être aidé, assisté [1.3]
|
Morphology |
Present : |
mitohana |
Past : |
nitohana |
Future : |
hitohana |
|
|
Entry |
mitohana
(tohana)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Tsy mahalatsaka fivalanana: Raha mitohana elaela, tokony haka fanafody any amin' ny dokotera [1.1]
|
Explanations in French | être constipé [1.3]
|
| Constipation [1.54]
|
Vocabulary |
Morphology |
Present : |
mitohana |
Past : |
nitohana |
Future : |
hitohana |
|
|