Entry mitohoka (tohoka)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Voatohan' ny fefy ka mihandrona, be rano: Efa mitohoka ny rano amin' ny tanimbarinao ~ Nitohoka ny fiarakodia teo Analakely ka saika tsy tafavoaka izahay
Miavovona betsaka: Kitay re izao mitohoka ao am-patana izao! [1.1]
Explanations in English To be placed with the end against something; to be stopped at a barrier [1.7]
Explanations in French être placé avec le bout contre quelque chose; être arrêté par une barrière [1.8]
Examples Nony inona, avy dia nitohoka ny kaopy teny an-tanany ka may ihany koa. [2.470]
Morphology 
Present : mitohoka
Past : nitohoka
Future : hitohoka
Imperative : mitohofa

Updated on 2023/01/20