Entrée mitohy (tohy)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Mampiditra zavatra maro mifanarakaraka amin' ny kofehy na amin'ny tsora-by: Nitohy vakana anikeheo ny zokinay
¶ a) misy tsy tapaka, tsy misy fiatoana: Nitohy ny ranonorana nandritra ny herinandro ka vaky ny fefiloha
¶ b) mifanarakaraka betsaka: Nahita soavaly betsaka nitohy teny an-dalana izahay
Mitovy hevitra: manao ranolava [Rajemisa 1985]
Explications en français Enfiler des perles, de la viande etc.
¶ être ajouté, uni, enfilé; continuer, comme la pluie, comme un procès, ne pas discontinuer, se suivre: Nitohy ny ranonorana nandritra ny herinandro (La pluie n’a pas discontinué pendant une semaine) ~ Nitohy tsara ny laha-teny nataony (Son discours se suivait bien) ~ Nisy ramole betsaka nitohy teny an-dàlana (Il y avait beaucoup de mulets qui se suivaient sur la route) [Abinal 1888 page 710]
Explications en malgache tsy miato [SLP 1986]
Explications en français continu [SLP 1986]
Morphologie 
mitohy
nitohy
hitohy
mitohiza
Mots composés, titres, noms 
Exemples 
1Fa ny firavoravoana dia mbola mitohy. [Randriamamonjy: Tantara]
2Dia miditra mitohy ao ihany ny kabary. [Ndema: Antakay]
3fa raha mitohy ihany dia mahatratra ny lanitra. [Dahle: Angano]
Citations 
Illustrations 

Mis à jour le 2022/01/18