Entry mitondra loha mody
Elementary words mitondra ; loha ; mody
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Tonga nefa tsy nahavita na inona na inona avy tany amin' izay naleha; niverina fotsiny tsy nahazo izay nalaina, tsy nahavita ny zavatra nampanaovina azy [1.1]

Updated on 2023/05/19