Entry mitono (tono)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manao ao anaty lel' afo na ao anaty lavenona mba ho masaka, manatsatsika amin' ny afo: Mitono hena. [1.1]
 Manatsatsika, manasaly, mandoro [1.13]
Explanations in English To broil [1.7]
Explanations in French Griller au feu [1.8]
 Griller [1.13]
Examples Mitono mangahazo ny ankizy ary mandona ahitra horariana raha afakampitso ny reniny. [2.470]
Morphology 
Present : mitono
Past : nitono
Future : hitono
Imperative : mitonoa
Compound words 
Proverbs 

Updated on 2023/05/24