Entry mitopy (topy)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy (maso) Miantefa mijery kely miserana: Nitopy tany amiko ny masony ka menatra aho [1.1]
Explanations in English To direct the eyes at something [1.7]
Explanations in French être dirigé sur quelque chose (se dit des yeux) [1.8]
Examples Nony nitopy lavidavitra ny masony, olona telo mianaka no tazany amin' ny lalan-tokana mandalo ny tanànany. [2.470]
Morphology 
Present : mitopy
Past : nitopy
Future : hitopy
Imperative : mitopaza
Compound words 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/08/11