Entry mitoreo (toreo)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manao feo mitaraindraina, mampahonena: Mampalaheloizany vorondreo mitoreoreo any ambony any izany
Mangataka miangavy fatratra: Tonga nitoreo vola teo ny zanakao, nefa tsy hitako izay homena azy fa izaho aza vava takiky izao [1.1]
Morphology 
Present : mitoreo
Past : nitoreo
Future : hitoreo
Imperative : mitoreova

Updated on 2023/01/20