Entry mitorovoka (torovoka)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mipetraka miarinarina amin' ny tany na eo ambony tsihy, ny lohalika atsangana misafosafo amin' ny saoka: Nitorovoka nanodidina an' i Dadabe ny zafy keliny enin-dahy [1.1]
Examples Toa hitany mitorovoka eny an-tsena eny ilay tsy valahara manao varoboba ny poaraony. [2.470]
Morphology 
Present : mitorovoka
Past : nitorovoka
Future : hitorovoka
Imperative : mitorovoha
Proverbs 

Updated on 2023/01/20