Entry mitozo (tozo)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manohy miasa tsy mety kivy, mikiry, mikikitra: Mitozo mianatra ihany io zazalahy io na dia be aza ny fakampanahy manodidina azy [1.1]
Morphology 
Present : mitozo
Past : nitozo
Future : hitozo
Imperative : mitozoa

Entry mitozo
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy  [Tanosy] Mitsahatra [1.78]

Updated on 2023/01/20