Entry mitratraingo
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy (teny tranainy) Kilemaina, voatraingo, mikainkona [1.1]
Proverbs 

Entry mitratraingo (tratraingo)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mikotringatringa, mitaritari-tongotra
Mibiloka, mibaraingo
Voan' ny fahavoazana, tratran' ny kilema [1.1]
Morphology 
Present : mitratraingo
Past : nitratraingo
Future : hitratraingo

Updated on 2023/01/05