Entrée mitroka (troka)
Partie du discours verbe actif
Explications en malgache Misintona amin' ny orona na ny vava amin' ny alalan' ny rivotra: Mitroka alkaola izy rahefa voan' ny sery [1.1]
 mitsentsitra [1.13]
Explications en français absorber [1.13]
Morphologie 
mitroka
nitroka
hitroka
mitroha
Synonymes misesitra

Anagrammes mokitra, trimoka, komatry, krômita, makotry, mikotra

Mis à jour le 2023/01/20