Entry mitrotro (trotro)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mamihina olona na zavatra amin' ny sandry izay ankinina amin' ny tratra [1.1]
Explanations in French Porter sus sa poitrine, entre ses bras [1.3]
Examples 
1Tao andrefan' i Vodiala teo akaikin' ny tetezan' I Sahabe, indray alahady maraina, vehivavy iray mitrotro zaza, no nandalo ndeha hiangona. [2.472]
2Indreny vehivavy mibaby zaza, antitra mitrotro kilonga, lehilahy miantsoroka entana, maratra midridridridry isak' izay mandingana no aloka novinaniana niserana toa matoatoa teo anoloan' izy mianaka. [2.5]
Morphology 
Present : mitrotro
Past : nitrotro
Future : hitrotro
Imperative : mitrotroa
Analogs  mibaby
Proverbs 

Updated on 2023/01/20