Entry | mitsabaka (tsabaka) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Mangarona amin' ny tanana: Nisy nitsabaka ny rano ao an-tsinibe Miditriditra amin' ny raharahan' ny sasany, misalovana: Aza mitsabaka ny raharahan-tokantranon' olona [1.1] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word mitsabaka | ||||||||
Updated on 2023/01/05 |