Entry mitsaika (tsaika)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Manatona moramora tsy re, toy ny fanaon' ny mpihaza na mpangalatra: Nitsaika ilay mpihaza no nahazoany ilay tsipoy
Mangalatra mangingina tsy misy mahita: Nisy nitsaika ny satroko nihantona teto
Enti-milaza ny zaza vao torontoronina ao an-kibon-dreniny: Zaza vao mitsaika io mampandoandoa anao io [1.1]
Morphology 
Present : mitsaika
Past : nitsaika
Future : hitsaika
Imperative : mitsaiha
Proverbs 

Entry mitsaika (tsaika)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mifantina ny voam-bary tsara [1.1]

Entry mitsaika
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Mitoe-jaza [1.13]
Explanations in French Fécondée [1.13]

Anagrams 

Updated on 2020/07/31