Entry mitsatotsatoka (tsatotsatoka (tsatoka))
Part of speech active verb
Allegation Word or locution seen in: manarandefona ~ sintobe
Examples 
1Misy mitady lehilahy ato, hoy izy amin' ny feo mitsatotsatoka, ka hahita izy anio. [2.472]
2Raha miara-mantsaka izy dia Ikemba no tsy maintsy ataony eo aloha, fa tiany hianarana, hono, ny famindrany mitsatotsatoka, ary iriny mba ho azo ny ranjony toy ny notefena. [2.499]

Updated on 2023/01/20