Entry | mitsetaka (tsetaka) | ||||||||
Part of speech | active verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Tafiditra, tafatsofoka lalina: Nitsetaka tao afovoan' ny mpianatra an-jatony Ibalita ka tsy hita Miady, mifanentana tsara: Mitsetaka tsara amin' ny lohany ny satrony [1.1] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Updated on 2023/01/05 |