Entry |
mitsilotsilo
(tsilotsilo (tsilo))
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Sady lava no marani-doha: Mitsilotsilo tranon-dakolosy irỳ [1.1]
|
Explanations in French | être épineux, garni d'épines comme les ronces [1.196]
|
Examples |
1 | Mitsilotsilo be ihany ny volombavan' Ingahy izatsy, tsy niharatra hadimiana.
[2.470]
|
2 | Mangata-defona aho, izay lefona mitsilotsilo indrindra hamonoako tena eto anatrehanao.
[2.298]
|
|
Morphology |
Present : |
mitsilotsilo |
Past : |
nitsilotsilo |
Future : |
hitsilotsilo |
|
Proverbs |
|