Entry | mitsingilahila (tsingilahila (hilahila (hila))) | ||||||
Part of speech | active verb | ||||||
Explanations in Malagasy | Mirona, mirondrona, mivembena: Mitsingilahila ity andry ity ka atahorako hianjera Mitsingilahila lava ny toeran' ny mpanao politika ka tsy mba tiako Misalasala, miroahana, miahanahana: Mitsingilahila mihitsy aho amin' ny hividianako ity trano ity [1.1] | ||||||
Tsy marim-pototra [1.13] | |||||||
Explanations in French | Instable, en déséquilibre [1.13] | ||||||
Morphology |
| ||||||
Updated on 2023/01/20 |