Entry mitsitsy (tsitsy)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Tsy mandany foana, mandala: Mitsitsy tokoa ny vola izay azony izy [1.1]
Examples 
1Matetika dia mitsitsy vola kokoa ianao amin'ny fividianana maro. [2.424]
2Ny tany mahantra rano kosa dia mitsitsy fatratra ny rano kely ananany. [2.445]
Morphology 
Present : mitsitsy
Past : nitsitsy
Future : hitsitsy
Imperative : mitsitsia
Compound words 

Entry mitsitsy
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy  [Taisaka] mivimbina [1.78]

Anagrams 

Updated on 2023/10/06