Entry mitsivalana (tsivalana)
Part of speech active verb or adjective
Explanations in Malagasy Tsy mitsangana fa mandry mibahana: Misy hazo mitsivalana eo amin' ny fidirana ao am-pahitra
Mibahana manao izay tsy hahatanteraka zavatra iray: Rakoto no nitsivalana tamin' ilay hevitrao [1.1]
Explanations in French Etre en travers, mettre obstacle, s'ingérer: Asio tsipika mitsivalana eo (Tracez là une ligne en travers) ~ Raharahanay izany ka aza hianao no mba mitsivalana eo (Ne vous ingérez pas dans cette affaire qui ne regarde que nous) [1.3]
 Transversal [1.13]
Examples Amin' ny lavaka roa mifanakaiky, latsaka kely noho ny indray mandingana ny elanelany na mitsotra na mitsivalana. [2.472]
Morphology 
Present : mitsivalana
Past : nitsivalana
Future : hitsivalana
Imperative : mitsivalàna
Compound words 

Updated on 2023/08/17