Entry mivady (vady)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy  [Tambahoaka] milely [1.78]
 Miray
Miaraka na mivelona toy ny mpivady: Olona mivady ireny fa tsy mianadahy akory
Enti-milaza olona iray sy ny vadiny: Lasa any an-tsena ry Rainikoto mivady [1.1]
Explanations in French Être mari et femme: Tonga Rainipatsa mivady (Rainipatsa est arrivé avec sa femme) [1.3]
 S'accoupler, se marier [1.13]
Morphology 
Present : mivady
Past : nivady
Future : hivady
Imperative : mivadia
Compound words 
Proverbs 

Entry mivady (vady)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Miara-droa, lomisy: Nividy kiraro telo mivady izy tamin' ny Krismasy
Tsara miaraka: Mivady tsara lahy ny palitao sy pataloanao ireny [1.1]
Explanations in French Être par couple, par paire, avoir son complément, son pendant, son pareil, son semblable: Venty sy kirobo no nividianako ireo bitro mivady ireo (Ce couple de lapins m'a coûté deux francs) ~ Tsy mivady tsara ireo kavina ireo (Ces pendants d'oreilles ne sont pas bien pareils) [1.3]
Morphology 
Present : mivady
Past : nivady
Future : hivady
Compound words 

Anagrams 

Updated on 2020/07/31