Entry |
mivahiny
(vahiny)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Mandeha any an-tany lavitra ny an' ny tena: Nivahiny tany Eoropa aho tamin' ny volana septambra [1.1]
|
Explanations in English | To sojourn as a visitor or a
stranger [1.7]
|
Explanations in French | Séjourner comme visiteur,
étranger [1.8]
|
Examples | Avy nivahiny tany an-tany lavitra aho, hoy aho, ka ndao mba hiresaka kely isika mianaka...
[2.471]
|
Morphology |
Present : |
mivahiny |
Past : |
nivahiny |
Future : |
hivahiny |
Imperative : |
mivahinia |
|
Proverbs |
|