Entry mivalandotra (valandotra)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mandry mitsilany ka mivalampatra ny tongotra sy ny tanana, mitsotra, miampatra: Mivalandotra eo ambony ahitra ilay mpangataka fa noana angamba! [1.1]
Morphology 
Present : mivalandotra
Past : nivalandotra
Future : hivalandotra
Imperative : mivalandora

Updated on 2023/01/20