Entry mivaly (valy)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Misy valiny: Mbola tsy nivaly ihany ny taratasy nalefako tany amin' ny Minisitry ny Fampianarana
Misy setriny: Mahareta fa mbola hivaly ihany izao fihafianao izao indray andro any!
Hita ao ambadika: Manify ny taratasy ka mivaly ao ambadika ny soratra [1.1]
Morphology 
Present : mivaly
Past : nivaly
Future : hivaly
Proverbs 

Updated on 2023/01/20