Entry |
mivatravatra
(vatravatra)
|
Part of speech | active verb
|
Explanations in Malagasy | Avy mahery: Fa misy inona no mivatravatra toy izao ianao (orana) Latsaka vaventy sady mahery: Nivatravatra be ery ny orana ka natahotra / Dada kely [1.1]
|
Explanations in English | To pour down heavily (of rain) [1.7]
|
Explanations in French | Tomber à verse [1.8]
|
Examples | maina tanteraka, na oram-be mivatravatra mandritra ny tapa-bolana;
[2.583]
|
Morphology |
Present : |
mivatravatra |
Past : |
nivatravatra |
Future : |
hivatravatra |
|
Synonyms | |
Proverbs |
|