Entry mivatsy (vatsy)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mitondra vatsy na sakafo entina hivahiny: Tokony hivatsy rehefa mivahiny fa tsy fantatra ny dia
Mitondra: Mivatsia fitaovana sy fiadiana ihany fa mangingina ny lalana [1.1]
Explanations in English To take along provisions for a journey [1.7]
Explanations in French Prendre des provisions pour un voyage [1.8]
Morphology 
Present : mivatsy
Past : nivatsy
Future : hivatsy
Imperative : mivatsia
Proverbs 

Updated on 2023/01/20