Entry mivena (vena)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Mirona, miraika, mitongilana: Tohano avy etsy atsimo io latabatra io famivena
Matahotra, miraika: Avala ho tonga izay ho tonga fa tsy mivena amin' izany isika na dia kely aza [1.1]
Morphology 
Present : mivena
Past : nivena
Future : hivena

Entry mivena
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy  [Sihanaka] Mievina [1.78]

Anagrams 

Updated on 2023/01/20