Entrée | miveraka (veraka) | ||||||||||||
Partie du discours | verbe actif | ||||||||||||
Explications en malgache | Misy mitriatra na vaky: Miveraka ity paiso ity fa masaka loatra ¶ Sahirana: Miveraka mihitsy ny lohako ¶ Vaky: Miveraka izao ny lainga nafitsony ¶ Mitaraiky, mivenavena, miveravera: Miveraka koa izany raha tovolahy! [Rajemisa 1985] | ||||||||||||
Explications en français | s'ouvrir (en parlant des fruits) [Boiteau 1997] | ||||||||||||
Morphologie |
| ||||||||||||
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |