Entry miverim > miverina (verina)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Efa lasa ka tonga indray: Fa nahoana no niverina indray ity ianao?
Tonga fanindroany: Miverina mitsidika fa manina ity havanao e!
Mody: Niverina tany antanindrazana izy ela ny ela!
Mitampody: Niverina ny androtr' iny ihany izy
Manao dia mianotra: Tandremo fa toa miverina io fiarakodia io izany!
Miherina: Miverina indray ity ny lohataona!
Mitodi-doha, manao tampody fohy, miverina ilalana [1.1]
Explanations in French Revenir, retourner, rebrousser chemin, reculer, être redit [1.3]
Examples 
1niverin-dalana izy (il a rebroussé chemin) [1.3]
2tsy mbola niverina izy (il n’est pas encore revenu) [1.3]
Morphology 
Present : miverina, miverin-, miverim-, miveri-
Past : niverina, niverin-, niverim-, niveri-
Future : hiverina, hiverin-, hiverim-, hiveri-
Imperative : miverena
Synonyms manangatra ~ manody ~ mifotitra ~ mimpody ~ mitampody ~ mody
Compound words 
Proverbs