Entry miviniviny (viniviny)
Part of speech active verb
Explanations in Malagasy Tezitra; mampiseho hatezerana amin' ny toetran' ny endrika
Mihenahena tsy miteny fotsiny amin' izao [1.1]
Morphology 
Present : miviniviny
Past : niviniviny
Future : hiviniviny
Imperative : mivinivinia

Updated on 2023/01/20